11 rehefa tonga ny Israely rehetra mba hahita ny tavan’i Jehovah+ Andriamanitrareo any amin’ny toerana hofidiny,+ dia hovakinao eo anatrehan’ny Israely rehetra ity lalàna ity.+
15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia nampitondra teny ho azy roa lahy ny mpitantana ny synagoga+ hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia mitenena!”