Eksodosy 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary fitopolo+ lahy amin’ireo anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa raha mbola lavidavitra.
24 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary fitopolo+ lahy amin’ireo anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa raha mbola lavidavitra.