1 Mpanjaka 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nivelatra teo ambonin’ny toerana nisy an’ilay Vata ny elatr’ireo kerobima. Ary nanakona an’ilay Vata sy ireo bao filanjana azy ny kerobima, eny, nanakona azy avy eo ambony.+ 1 Tantara 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ary ny lanjan’ny volamena voadio ho an’ny alitaran’ny+ emboka manitra sy ho an’ireo kerobima izay sary mampiseho ny kalesy,+ dia ireo kerobima+ volamena mamelatra ny elany hanakonana ny tampon’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah.
7 Nivelatra teo ambonin’ny toerana nisy an’ilay Vata ny elatr’ireo kerobima. Ary nanakona an’ilay Vata sy ireo bao filanjana azy ny kerobima, eny, nanakona azy avy eo ambony.+
18 ary ny lanjan’ny volamena voadio ho an’ny alitaran’ny+ emboka manitra sy ho an’ireo kerobima izay sary mampiseho ny kalesy,+ dia ireo kerobima+ volamena mamelatra ny elany hanakonana ny tampon’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah.