FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Samy tokony hivelatra miakatra ny elatra roan’ireo kerobima, ka hanakona an’ilay sarony. Ary tokony hifanatrika ireo kerobima+ sady hiondrika hijery an’ilay sarony.

  • 1 Samoela 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa naniraka olona hankany Silo ny vahoaka, ka nentina avy any ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay mipetraka eo amin’ny kerobima.+ Ary teo koa izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa, niaraka tamin’ilay Vata misy ny fifanekena nataon’Andriamanitra.+

  • 1 Mpanjaka 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nanao kerobima+ roa tamin’ny hazo mitera-menaka izy, tao amin’ny efitra anatiny indrindra. Folo hakiho avy no haavon’ny kerobima tsirairay.+

  • Salamo 80:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,+

      Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+

      Mamirapirata,+ ry ilay mipetraka eo amin’ny kerobima+ ô!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara