21 Nisy bokony iray teo ambanin’ny sampany roa voalohany tamin’ilay fitoeran-jiro. Nisy bokony iray koa teo ambanin’ny sampany roa faharoa. Ary nisy bokony iray koa teo ambanin’ny sampany roa farany. Nisy toy izany daholo teo ambanin’ny sampany enina tamin’ilay fitoeran-jiro.+