FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hodorany mba hidona-tsetroka koa izany, rehefa mandrehitra ny jiro izy, eo anelanelan’ny takariva roa.* Ho emboka manitra eo anatrehan’i Jehovah mandrakariva izany, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.

  • Levitikosy 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Eo ivelan’ilay ridao eo akaikin’ny Tenin’ny Vavolombelona, izay ao amin’ny tranolay fihaonana, no hikarakaran’i Arona ny jiro, mba hirehetany foana eo anatrehan’i Jehovah, manomboka amin’ny takariva ka mandra-maraina. Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.

  • Nomery 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Mitenena amin’i Arona ka lazao aminy hoe: ‘Rehefa mandrehitra ny jiro ianao, dia ataovy manazava ny faritra eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo jiro fito.’”+

  • 2 Tantara 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manolotra fanatitra dorana mba hidona-tsetroka ho an’i Jehovah isa-maraina sy isaky ny takariva+ izy ireo, ary mandoro emboka manitra.+ Ny mofo mifanaingina dia eo amin’ny latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony,+ ary ao amin’ny toerany koa ny fitoeran-jiro volamena+ sy ny jirony izay arehitra isaky ny takariva.+ Manao ny adidinay+ amin’i Jehovah Andriamanitray mantsy izahay, fa ianareo kosa efa nahafoy azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara