Eksodosy 36:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avy eo dia nasiany vona tamin’ny kofehy manga ny sisin’ny lamba farany, teo amin’izay nihaonan’ireo fitambaran-damba. Nasiany vona koa ny sisin’ny lamba farany tamin’ilay fitambaran-damba faharoa, teo amin’izay nihaonan’ireo fitambaran-damba.+
11 Avy eo dia nasiany vona tamin’ny kofehy manga ny sisin’ny lamba farany, teo amin’izay nihaonan’ireo fitambaran-damba. Nasiany vona koa ny sisin’ny lamba farany tamin’ilay fitambaran-damba faharoa, teo amin’izay nihaonan’ireo fitambaran-damba.+