Eksodosy 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia asio vona amin’ny kofehy manga ny sisin’ny lamba farany amin’ilay fitambaran-damba voalohany. Asio vona koa ny sisin’ny lamba farany amin’ilay fitambaran-damba faharoa, eo amin’izay hihaonan’ireo fitambaran-damba.+
4 Dia asio vona amin’ny kofehy manga ny sisin’ny lamba farany amin’ilay fitambaran-damba voalohany. Asio vona koa ny sisin’ny lamba farany amin’ilay fitambaran-damba faharoa, eo amin’izay hihaonan’ireo fitambaran-damba.+