Eksodosy 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Farany, dia nanao faraingo volamena dimampolo izy nanakambanana an’ireo fitambaran-damba ireo ho lamba iray ihany.+ Eksodosy 39:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nentin’izy ireo tany amin’i Mosesy ny tranolay+ mbamin’ny fitaovany,+ ny faraingony,+ ny rafitra,+ ny barany,+ ny andry sy ny faladiany hitsatohany;+ Hebreo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fanoharana+ enti-milaza an’izao fotoana voatondro izao io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra,+ izay tsy mahalavorary+ ny feon’ny fieritreretan’ny+ olona manao fanompoana masina.
13 Farany, dia nanao faraingo volamena dimampolo izy nanakambanana an’ireo fitambaran-damba ireo ho lamba iray ihany.+
33 Ary nentin’izy ireo tany amin’i Mosesy ny tranolay+ mbamin’ny fitaovany,+ ny faraingony,+ ny rafitra,+ ny barany,+ ny andry sy ny faladiany hitsatohany;+
9 Fanoharana+ enti-milaza an’izao fotoana voatondro izao io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra,+ izay tsy mahalavorary+ ny feon’ny fieritreretan’ny+ olona manao fanompoana masina.