FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nanao araka ny tenin’i Mosesy ny zanak’Israely, ka nangataka zavatra tamin’ny Ejipsianina, dia zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena mbamin’ny lamba fitafy.+

  • Eksodosy 36:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia nopetahany takela-bolamena ireo rafitra, ary nataony volamena ireo tahony boribory izay nitsofohan’ireo barany. Nopetahany takela-bolamena koa ireo barany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara