Eksodosy 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Petaho takela-bolamena ireo rafitra,+ ary ataovy volamena ireo tahony boribory hitsofohan’ny barany. Petaho takela-bolamena koa ireo barany.
29 “Petaho takela-bolamena ireo rafitra,+ ary ataovy volamena ireo tahony boribory hitsofohan’ny barany. Petaho takela-bolamena koa ireo barany.