FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 38:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Avy eo dia nataony ny fitaovana rehetran’ny alitara: Ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina sy ny fitrebika ary ny fitondrana afo. Nataony varahina daholo ireo.+

  • Levitikosy 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ary halain’i Arona ny fitondrana afo+ feno vainafo avy teo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Dia haka emboka manitra+ voatoto tsara eran-tanan-droa+ koa izy, ka hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+

  • 1 Mpanjaka 7:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 sy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina ary ny fitaovana rehetra,+ izay nataon’i Hirama tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara