Eksodosy 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ataovy ireto fitaovana ho an’ny alitara ireto: Fitoeran-davenona hanesorana ny lavenona feno menaka, lapelina, vilia baolina, fitrebika, ary fitondrana afo. Ataovy varahina daholo ireo.+
3 Ary ataovy ireto fitaovana ho an’ny alitara ireto: Fitoeran-davenona hanesorana ny lavenona feno menaka, lapelina, vilia baolina, fitrebika, ary fitondrana afo. Ataovy varahina daholo ireo.+