FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Ary tandremo mba ho araka ny modely naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao an’ireo.+

  • 1 Tantara 28:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sy ny planin’ny zava-drehetra azony teo ambany herin’ny fanahy masina+ momba ny tokotanin’ny+ tranon’i Jehovah, sy ny efitra fisakafoana+ rehetra manodidina, sy ny fitehirizana ny zava-tsarobidy ho an’Andriamanitra, sy ny fitehirizana ny zava-tsarobidy efa nohamasinina.+

  • Asan’ny Apostoly 7:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+

  • Hebreo 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ireo olona ireo anefa dia manao fanompoana masina izay tandindona+ fotsiny sady aloky+ ny zavatra any an-danitra, araka ny nandidian’Andriamanitra+ an’i Mosesy, fony izy hanamboatra ilay tranolay.+ Hoy mantsy Andriamanitra: “Tandremo mba ho araka ny modely naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao ny zava-drehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara