Genesisy 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsara ny volamenan’izany tany izany.+ Misy dity avy amin’ny hazo matambelo+ koa any, sady misy vato oniksa.+ Eksodosy 35:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 vato oniksa, ary vato voatefy apetaka amin’ny efoda+ sy ny saron-tratra.+
12 Ary tsara ny volamenan’izany tany izany.+ Misy dity avy amin’ny hazo matambelo+ koa any, sady misy vato oniksa.+