Eksodosy 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary makà vato oniksa+ roa, dia ataovy sokitra+ eo amin’ireo ny anaran’ny zanak’Israely,+ Eksodosy 39:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Araka ny anaran’ny zanak’Israely ireo vato. Koa roa ambin’ny folo izy ireo araka ny anaran’ny zanak’Israely. Voasokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase ny anarana teo amin’ny vato tsirairay, ho an’ireo foko roa ambin’ny folo.+
14 Araka ny anaran’ny zanak’Israely ireo vato. Koa roa ambin’ny folo izy ireo araka ny anaran’ny zanak’Israely. Voasokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase ny anarana teo amin’ny vato tsirairay, ho an’ireo foko roa ambin’ny folo.+