Eksodosy 39:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary notenomina tamin’ny kofehy manga manontolo ny akanjo tsy misy tanany+ mifanolotra amin’ny efoda. Levitikosy 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Nampanaoviny azy koa ny fehikibon’ny+ efoda, ka io no nangejany ny efoda hipetaka tsara taminy.
22 Ary notenomina tamin’ny kofehy manga manontolo ny akanjo tsy misy tanany+ mifanolotra amin’ny efoda.
7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Nampanaoviny azy koa ny fehikibon’ny+ efoda, ka io no nangejany ny efoda hipetaka tsara taminy.