FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Ataovy amin’ny kofehy manga manontolo ny akanjo tsy misy tanany mifanolotra amin’ny efoda.+

  • Levitikosy 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Nampanaoviny azy koa ny fehikibon’ny+ efoda, ka io no nangejany ny efoda hipetaka tsara taminy.

  • Isaia 61:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hifaly amin’i Jehovah+ tokoa aho, ary hiravoravo amin’Andriamanitro.+ Fa efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo ny famonjena,+ ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo tsy misy tanany ny fahamarinana,+ ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha+ toy ny mpisorona aho, ary hoatran’ny ampakarina manao ny firavany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara