61Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+ satria i Jehovah nanosotra ahy+ hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra.+ Naniraka ahy izy mba hamehy ny ratran’ny torotoro fo;+ hanambara fahafahana amin’ny babo+ sy fampahiratana ny mason’ny voafonja;+
38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+