28 Nalain’i Mosesy teny am-pelatanan’izy ireo izany avy eo ka nodorany teo ambony alitara, teo ambony fanatitra dorana, mba hidona-tsetroka.+ Sorona atao mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany+ izany, ho hanitra mampitony.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.+