FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nandidy an’i Oria+ mpisorona i Ahaza Mpanjaka hoe: “Eo ambonin’ilay alitara lehibe no dory mba hidona-tsetroka ny fanatitra dorana amin’ny maraina,+ sy ny fanatitra varimbazaha amin’ny takariva,+ mbamin’ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha avy amin’ny mpanjaka,+ ary ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro avy amin’ny vahoaka manontolo. Ary afafazo eo ambonin’io alitara io ny ra rehetra avy amin’ny fanatitra dorana sy avy amin’ny sorona. Fa mbola hodinihiko izay hatao amin’ilay alitara varahina.”

  • Asan’ny Apostoly 26:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa manantena ny hahita ny fahatanterahan’izany fampanantenana izany ny foko roa ambin’ny folon’Israely, ka mazoto manao fanompoana masina ho azy andro aman’alina.+ Ny amin’izany fanantenana izany no iampangan’ny+ Jiosy ahy, ry mpanjaka ô!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara