-
2 Tantara 29:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary nitondra ombilahy fito+ sy ondrilahy fito sy ondrilahy kely fito izy ireo, ary koa osilahy fito mba hatao fanatitra noho ny ota.+ Ho an’ny fanjakana sy ny toerana masina ary ny Joda, no nanaovana izany. Dia nilazan’i Hezekia ireo mpisorona taranak’i Arona+ mba hanolotra izany teo amin’ny alitaran’i Jehovah.
-