Eksodosy 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho,+ eo anelanelan’ireo kerobima roa eo amin’ilay Vata misy ny tenin’ny vavolombelona, ka hilaza aminao ny didy rehetra omeko anao ho an’ny zanak’Israely.+ Levitikosy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ary niantso an’i Mosesy i Jehovah, ka niteny taminy avy tao amin’ny tranolay fihaonana+ hoe: Nomery 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Apetraho ao amin’ny tranolay fihaonana ireo tehina, ka ataovy eo anoloan’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izay isehoako aminao.+
22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho,+ eo anelanelan’ireo kerobima roa eo amin’ilay Vata misy ny tenin’ny vavolombelona, ka hilaza aminao ny didy rehetra omeko anao ho an’ny zanak’Israely.+
4 Apetraho ao amin’ny tranolay fihaonana ireo tehina, ka ataovy eo anoloan’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izay isehoako aminao.+