Eksodosy 40:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia nanarona ny tranolay fihaonana ny rahona,+ ka feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranolay. Nomery 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nidina i Jehovah avy eo, ary tao anatin’ny andry rahona+ izy tamin’izay. Nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy, ka niantso an’i Arona sy Miriama. Dia nandroso izy mianadahy. 1 Mpanjaka 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa tsy nahajanona hanao ny fanompoany+ izy ireo+ noho ny rahona, fa feno ny voninahitr’i+ Jehovah ny tranon’i Jehovah.+
5 Nidina i Jehovah avy eo, ary tao anatin’ny andry rahona+ izy tamin’izay. Nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy, ka niantso an’i Arona sy Miriama. Dia nandroso izy mianadahy.
11 Koa tsy nahajanona hanao ny fanompoany+ izy ireo+ noho ny rahona, fa feno ny voninahitr’i+ Jehovah ny tranon’i Jehovah.+