-
Ezekiela 20:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tamin’ny andro nifidianako ny Israely,+ dia nanangan-tanana aho+ ka nianiana tamin’ny taranak’i Jakoba,+ ary nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo tany Ejipta.+ Eny, nanangan-tanana aho ka nianiana taminy hoe: ‘Izaho no Jehovah Andriamanitrareo!’+
-