Eksodosy 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nolazain’i Mosesy tamin’i Arona ny teny rehetra nolazain’i Jehovah, izay naniraka azy.+ Ary nolazainy taminy koa ny famantarana rehetra nasainy nataony.+ Eksodosy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa nataoko Andriamanitra eo anatrehan’i Farao ianao,+ ary i Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.+
28 Dia nolazain’i Mosesy tamin’i Arona ny teny rehetra nolazain’i Jehovah, izay naniraka azy.+ Ary nolazainy taminy koa ny famantarana rehetra nasainy nataony.+
7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa nataoko Andriamanitra eo anatrehan’i Farao ianao,+ ary i Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.+