Eksodosy 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary miresaha aminy ka lazao aminy ny teny rehetra tokony holazaina,+ ary izaho mihitsy no homba ny vavanao sy ny vavany,+ ka hatoroko anareo izay tokony hataonareo.+ Eksodosy 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa nolazain’i Arona ny teny rehetra nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy,+ ary nanao ireo famantarana+ teo imason’ny vahoaka izy.
15 Ary miresaha aminy ka lazao aminy ny teny rehetra tokony holazaina,+ ary izaho mihitsy no homba ny vavanao sy ny vavany,+ ka hatoroko anareo izay tokony hataonareo.+
30 Koa nolazain’i Arona ny teny rehetra nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy,+ ary nanao ireo famantarana+ teo imason’ny vahoaka izy.