FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Avy eo, dia naka ny fitondrany afo+ i Nadaba sy Abiho+ zanakalahin’i Arona, ka samy nitondra ny azy, ary nanisy afo tao anatiny sy emboka manitra+ teo amboniny. Dia nanolotra afo tsy ara-dalàna+ teo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy, nefa tsy nandidian’Andriamanitra azy izany.

  • 2 Tantara 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa nanohitra an’i Ozia Mpanjaka+ izy ireo, ka niteny taminy hoe: “Tsy anjaranao,+ ry Ozia, ny mandoro emboka manitra ho an’i Jehovah, fa anjaran’ny mpisorona taranak’i Arona ihany,+ izay efa nohamasinina. Mivoaha ato amin’ity toerana masina ity! Fa nivadika tamin’Andriamanitra ianao, ary tsy hahazoanao voninahitra+ avy amin’i Jehovah Andriamanitra izany.”

  • Ezekiela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anti-panahy fitopolo+ anisan’ny taranak’Israely no nijoro teo anoloan’ireny, ary niara-nijoro tamin’izy ireo teo i Jazania zanak’i Safana.+ Samy nitondra ny fitaovany fandoroana emboka manitra izy ireo, ary niakatra ny hanitr’ilay emboka manitra nodorana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara