Eksodosy 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary fitopolo+ lahy amin’ireo anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa raha mbola lavidavitra. Nomery 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna fitopolo lahy amin’ny anti-panahin’ny Israely,+ dia izay fantatrao fa anti-panahy sady mpiadidy+ eo amin’ny vahoaka. Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hiara-mijoro aminao eo.
24 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary fitopolo+ lahy amin’ireo anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa raha mbola lavidavitra.
16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna fitopolo lahy amin’ny anti-panahin’ny Israely,+ dia izay fantatrao fa anti-panahy sady mpiadidy+ eo amin’ny vahoaka. Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hiara-mijoro aminao eo.