FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia nanao antso avo nanerana an’i Joda sy Jerosalema izy ireo, mba hanaterana ny hetra masina+ ho an’i Jehovah. Io ilay hetra nasain’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra homen’ny Israely, fony izy ireo tany an-tany efitra.

  • Nehemia 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nanapa-kevitra koa izahay fa isan-taona dia samy hanome ampahatelon’ny sekely ho an’ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitray,+

  • Matio 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nony tonga tao Kapernaomy izy ireo, dia nanatona an’i Petera ireo lehilahy namory ny hetra drakma* roa, ka niteny hoe: “Tsy mba mandoa hetra+ angaha ny mpampianatra anareo?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara