FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Raha mbola tsy takatry ny volany+ ny domohina roa na ny zana-boromailala roa, dia lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha*+ no hoentiny ho fanatitra noho ny ota, noho izy nanota. Tsy hasiany menaka+ na ditin-kazo manitra eo amboniny, fa fanatitra noho ny ota+ izany.

  • Nehemia 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia efa nanao efitra fisakafoana+ malalaka ho an’i Tobia. Tao anefa taloha no fametrahana ny fanatitra varimbazaha,+ sy ny ditin-kazo manitra, sy ny fitaovana, sy ny fanomezana ho an’ny mpisorona, ary ny ampahafolon’ny varimbazaha sy ny divay vaovao+ ary ny menaka,+ izay samy natao ho an’ny Levita+ sy ny mpihira ary ny mpiandry vavahady.

  • Tononkiran’i Solomona 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Inona irỳ zavatra miakatra avy any an-tany efitra irỳ?+ Tahaka ny setroka no fahitana azy, sady misy miora sy ditin-kazo manitra ary karazana vovo-java-manitra rehetra fitondran’ny mpivarotra.”+

  • Matio 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa niditra tao amin’ilay trano izy ireo, dia nahita an’ilay zaza sy Maria reniny, ka niankohoka tamim-panajana teo anatrehan’ilay zaza. Navoakan’izy ireo koa ny fanomezana sarobidy nentiny, dia volamena sy ditin-kazo manitra ary miora, ka natolony azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara