FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nijery aho ka hitako fa nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly+ ianareo. Efa nivily sahady niala tamin’ny lalana nasain’i Jehovah narahinareo+ ianareo.

  • Isaia 44:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+

  • Isaia 46:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bola, sy mandanja volafotsy amin’ny mizana, ary manakarama mpanefy mba hanamboatra izany ho andriamanitra.+ Dia miondrika eo izy ireo, ary miankohoka.+

  • Asan’ny Apostoly 7:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara