FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+

  • 2 Mpanjaka 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy mba nialan’i Jeho anefa ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, dia ireo fahotana nampanotan’i Jeroboama ny Israely,+ izany hoe ny fivavahana tamin’ilay zanak’omby volamena+ tany Betela sy ilay tany Dana.+

  • Salamo 106:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nanamboatra zanak’omby koa izy ireo tao Horeba,+

      Ary niankohoka teo anoloan’ny sarivongana metaly,+

  • Hosea 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary vao mainka izy mampitombo ny fahotany ankehitriny ka manao sarivongana amin’ny volafotsy narendrika,+ dia sampy araka izay saim-pantany fotsiny.+ Asan’ny mpanao asa tanana daholo ireny.+ Ary ireny no ilazany hoe: ‘Aoka hanoroka zanak’omby+ ny olona mpanao sorona.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara