FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ampianaro azy ireo ny fitsipika sy ny lalàna,+ ary ampahafantaro azy ny lalana tokony halehany sy ny asa tokony hataony.+

  • Eksodosy 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza manana andriamani-kafa+ hifandrafy amiko.

  • Deoteronomia 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nijery aho ka hitako fa nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly+ ianareo. Efa nivily sahady niala tamin’ny lalana nasain’i Jehovah narahinareo+ ianareo.

  • Mpitsara 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Kanefa na ireo mpitsarany aza tsy nohenoiny. Nanana fifandraisana mamoafady+ tamin’ny andriamani-kafa+ kosa izy ireo, ary niankohoka teo anatrehan’ireny. Efa nivily sahady niala tamin’ny lalana nalehan’ny razany izy ireo. Nankatò ny didin’i Jehovah mantsy ny razany,+ fa tsy mba toy izany kosa izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara