Deoteronomia 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manana andriamani-kafa hifandrafy amiko.+ 2 Mpanjaka 17:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 tamin’i Jehovah nanao fifanekena+ tamin’ny taranak’Israely, ka nandidy azy hoe: “Aza matahotra andriamani-kafa,+ na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy na manao sorona ho azy.+ Jeremia 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny na hiankohoka eo anatrehany, sao hampahatezitra ahy ianareo noho ireny asan’ny tananareo ireny ka hahatonga loza aminareo aho.’+
35 tamin’i Jehovah nanao fifanekena+ tamin’ny taranak’Israely, ka nandidy azy hoe: “Aza matahotra andriamani-kafa,+ na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy na manao sorona ho azy.+
6 Aza manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny na hiankohoka eo anatrehany, sao hampahatezitra ahy ianareo noho ireny asan’ny tananareo ireny ka hahatonga loza aminareo aho.’+