21 Dia nalaiko ilay zanak’omby,+ izay fahotana nataonareo, ka nodorako tao anaty afo, ary nopotipotehiko sy notorotoroiko tanteraka mandra-pahatongany ho madinika toy ny vovoka. Avy eo, dia natsipiko tao amin’ilay riaka nikoriana avy tany an-tendrombohitra ny vovony.+