4 Ary narodana teo anatrehany ny alitaran’ireo+ Bala.+ Dia nopotehiny ny fandoroana emboka manitra+ izay teny ambony, ary nopotipotehiny ho vovoka+ ny tsato-kazo masina+ sy ny sary sokitra+ ary ireo sarivongana metaly, ka nafafiny teny ambonin’ny fasan’ireo nanao sorona ho an’ireny.+