Nomery 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy i Mosesy tamin’ireo mpitsaran’ny Israely:+ “Samia ianareo mamono+ ny olom-peheziny, izay nanompo an’i Balan’i Peora.” Deoteronomia 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 dia aza manao izay tiany na mihaino azy.+ Aoka tsy hiantra azy ny masonao, ary aza mangoraka+ azy, na manarontsarona ny ataony mba hiarovana azy, Zakaria 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha misy lehilahy mbola maminany, dia hilaza aminy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, hoe: ‘Ho faty ianao, satria miteny lainga amin’ny anaran’i Jehovah.’ Dia handefona azy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, noho izy naminany.+
5 Ary hoy i Mosesy tamin’ireo mpitsaran’ny Israely:+ “Samia ianareo mamono+ ny olom-peheziny, izay nanompo an’i Balan’i Peora.”
8 dia aza manao izay tiany na mihaino azy.+ Aoka tsy hiantra azy ny masonao, ary aza mangoraka+ azy, na manarontsarona ny ataony mba hiarovana azy,
3 Raha misy lehilahy mbola maminany, dia hilaza aminy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, hoe: ‘Ho faty ianao, satria miteny lainga amin’ny anaran’i Jehovah.’ Dia handefona azy ny rainy sy ny reniny niteraka azy, noho izy naminany.+