FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Izay manao sorona ho an’andriamani-kafa afa-tsy ho an’i Jehovah irery ihany, dia hatokana haringana.+

  • Eksodosy 32:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary hoy izy tamin’ireo: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Ataovy eny amin’ny andilanareo ny sabatrareo, ary midira hamakivaky ny toby ka tetezo ny vavahady rehetra. Dia samia mamono ny rahalahiny sy ny mpiara-monina aminy ary ny namany akaiky.’”+

  • Deoteronomia 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 dia aza manao izay tiany na mihaino azy.+ Aoka tsy hiantra azy ny masonao, ary aza mangoraka+ azy, na manarontsarona ny ataony mba hiarovana azy,

  • Deoteronomia 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 fa vonoy ho faty+ izy. Ny tananao no voalohany hamely azy ho faty, avy eo vao ny tanan’ny olona rehetra.+

  • 1 Mpanjaka 18:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Dia hoy i Elia tamin’izy ireo: “Sambory ireo mpaminanin’i Bala! Aza avela hisy ho afa-mandositra na iray aza!” Koa nosamborin’ny olona avy hatrany izy ireo, ka nentin’i Elia nidina nankany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kisona,+ dia novonoiny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara