1 Samoela 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary lehibe indrindra teo anatrehan’i Jehovah ny fahotan’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah+ ireo lehilahy ireo. 1 Samoela 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa hoy i Samoela tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Nanao izany zava-dratsy rehetra izany tokoa ianareo, fa izao fotsiny: Manaraha foana an’i Jehovah fa aza miala aminy,+ ary manompoa an’i Jehovah amin’ny fonareo manontolo.+
17 Ary lehibe indrindra teo anatrehan’i Jehovah ny fahotan’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah+ ireo lehilahy ireo.
20 Koa hoy i Samoela tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Nanao izany zava-dratsy rehetra izany tokoa ianareo, fa izao fotsiny: Manaraha foana an’i Jehovah fa aza miala aminy,+ ary manompoa an’i Jehovah amin’ny fonareo manontolo.+