FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tandremo anefa sao voafitaka ny fonareo,+ ka mivily hanompo andriamani-kafa ianareo ary miankohoka eo anatrehany.+

  • Deoteronomia 31:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fantatro tsara mantsy fa tsy maintsy hanao ratsy+ ianareo rehefa maty aho, ary azo antoka fa hivily hiala amin’ny lalana nandidiako anareo ianareo. Dia tsy maintsy hisy loza+ hanjo anareo any am-parany, satria ianareo hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah mba hampahatezitra azy noho ny asan’ny tananareo.”+

  • Josoa 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Aoka ianareo ho be herim-po+ ka hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin’ny boky+ misy ny lalàn’i Mosesy. Aza miala amin’izany mihitsy, na mivily miankavanana na miankavia.+

  • 1 Samoela 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa raha tsy mankatò ny tenin’i Jehovah+ kosa ianareo ka manohitra ny baikon’i Jehovah,+ dia hamely anareo sy ny rainareo tokoa ny tanan’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara