Jeremia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Na i Mosesy+ sy Samoela+ aza no hijoro eto anatrehako, dia tsy hamindra fo amin’ity vahoaka ity aho.*+ Horoahiko tsy ho eto anatrehako izy ireo mba handeha.+ Ezekiela 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+
15 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Na i Mosesy+ sy Samoela+ aza no hijoro eto anatrehako, dia tsy hamindra fo amin’ity vahoaka ity aho.*+ Horoahiko tsy ho eto anatrehako izy ireo mba handeha.+
4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+