Eksodosy 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy hatoka io vahoaka io.+ Deoteronomia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho fantatrareo fa tsy noho ny fahamarinanareo no hanomezan’i Jehovah Andriamanitrareo anareo io tany soa io, satria vahoaka mafy hatoka+ ianareo. Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
6 Aoka ho fantatrareo fa tsy noho ny fahamarinanareo no hanomezan’i Jehovah Andriamanitrareo anareo io tany soa io, satria vahoaka mafy hatoka+ ianareo.
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+