Eksodosy 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Avelao hirehitra aminy ny fahatezerako ka haringako izy.+ Dia hataoko ho firenena lehibe ianao.”+ Nomery 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Misaraha+ amin’io vahoaka io ianareo, fa handringana+ azy indray mipy maso monja aho.”