Nomery 14:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia nalahelo mafy+ ny vahoaka rehefa nilazan’i Mosesy izany teny izany ny zanak’Israely rehetra. Hosea 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy tena vokatry ny fony no niantsoany vonjy tamiko,+ na dia nidradradradra teo am-pandrianany aza izy. Nandany andro fotsiny tamin’ny fihinanan-kanina sy ny fisotroana divay mamy izy,+ ary nanohitra ahy.+
14 Tsy tena vokatry ny fony no niantsoany vonjy tamiko,+ na dia nidradradradra teo am-pandrianany aza izy. Nandany andro fotsiny tamin’ny fihinanan-kanina sy ny fisotroana divay mamy izy,+ ary nanohitra ahy.+