Nomery 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i+ Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, rarao izy roa lahy!”+ Deoteronomia 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, no hiditra any.’+ Koa izy no nampaherezin’Andriamanitra,+ fa izy no hampandova ny Israely an’ilay tany. Josoa 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Rehefa maty i Mosesy mpanompon’i Jehovah, dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i+ Mosesy:
28 Dia hoy i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i+ Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, rarao izy roa lahy!”+
38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, no hiditra any.’+ Koa izy no nampaherezin’Andriamanitra,+ fa izy no hampandova ny Israely an’ilay tany.
1 Rehefa maty i Mosesy mpanompon’i Jehovah, dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i+ Mosesy: