Eksodosy 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary raha vao niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Arona, eny, tamin’ny zanak’Israely, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+ Eksodosy 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Toy ny afo mandevona+ teo an-tampon-tendrombohitra no fahitan’ny zanak’Israely ny voninahitr’i Jehovah.
10 Ary raha vao niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Arona, eny, tamin’ny zanak’Israely, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+
17 Toy ny afo mandevona+ teo an-tampon-tendrombohitra no fahitan’ny zanak’Israely ny voninahitr’i Jehovah.