Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+ Deoteronomia 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Koa mitandrema, ary ankatoavy ireo teny rehetra andidiako anao+ ireo, mba hahita soa+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao sy ny taranakao, satria hanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+
5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+
28 “Koa mitandrema, ary ankatoavy ireo teny rehetra andidiako anao+ ireo, mba hahita soa+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao sy ny taranakao, satria hanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+