Eksodosy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manana andriamani-kafa+ hifandrafy amiko. 1 Korintianina 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa andosiro+ ny fanompoan-tsampy,+ ry malala. 1 Jaona 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ry zanako malalako, mitandrema ianareo amin’ny sampy.+