14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+
20 “‘Na izany aza, dia izao no anomezako tsiny anao: Leferinao ilay vehivavy Jezebela,+ izay mihambo ho mpaminanivavy sady mampianatra+ sy mamitaka ny mpanompoko+ hijangajanga+ sy hihinana zavatra atao sorona ho an’ny sampy.+